"MaUnaleO" de Keali' i Reichel

He aloha no 'o Maunaleo
I lohia e ke kilihuna
Kohu 'ahu 'ao no ka uka
He kamalani kamaehu kau i ka hano e
He kamalei, kamahiwa pa i ka lani e
Ka lani e


Po'ohina i ka 'ohu kolo
Kahiko no ka poli 'olu
Apo 'ia e na kualono
He hi'ina, hi'ialo, aloha e
Hi'ipoli, hi'ilei, hi'ilani e
Hi'ilani e



Eia ku'u lei aloha
No Maunaleo i ka nani
'Ohu'ohu i ka Maile
He kamalani, kamaehu kau i ka hano e
He kamalei, kamahiwa pa i ka lani e
Ka lani e
No Maunaleo ke aloha ku i ka la'i e
Aloha e, aloha e
# Posté le vendredi 08 août 2008 09:43

"tantara taloha" ( une ancienne histoire)

vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
zao lay iray lasa roa fa efa niova fo
ireo sangisangy,ireo hanihany,ireo teny mamy
dia nanjary niova ho tomany

averiko ilay nindramiko tsy ho neniko
agamba tsy ho tsiniko

zay niainantsika roa aza avela hifoha
ny hirako no hiraiko hanadinoko
zay natao tsy hifarana,hasambarana
iza moa no nanampo? (x2)
ho tantara taloha
sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
efa nisava ny alahelo nandalo dia efa rava
fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hisolo toeranao
hiara-hanorim-piainam-baovao

averiko ilay nindramiko tsy ho neniko koa..

zay niainantsika roa...

ka ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy
fitia tsisy ahiahy,ho tsiahy

zay niainantsika roa....
(x2)
# Posté le dimanche 20 avril 2008 18:33

Bunga Lestari

Bunga Lestari
Tro mimi
# Posté le lundi 25 février 2008 18:08

Bunga Citra Lestari

Elle c une chanteuZ Indonésienne . jdre la chanson mm si jy compren k dalle !!! lool


Saja piya pergi , dari hidupku kumara sasapi
dia ting dia tangkau sendiri , disini
tanpa satu yang pasti
aku tatau harus begemanya
aku marasa ciare berkawan
salahi dirimu , selahi cintamu

ref : kirim aku malaikaku
di arjadi kawan hidupku
dan tunjuku enjalan , yang memankan
bilkiang untunku
kirim aku , malaikaku
karnak usukpi beranya sindi
dan di dunia ini , aku tak mau sendiri

tanpa tera satu teteskan
air mata ini
di yang ting dia daberhanti , mangiri ini
kisa di hati
aku tatau harus begemanya
aku merasa ciare berkawan
selahi dirimu , selahi cintamu

ref :.....


DESOLE si j'ai fait des fautes d'orthographes



# Posté le lundi 25 février 2008 18:06
Modifié le dimanche 20 avril 2008 18:08

"samby malagasy" MIMA

ref :Samby malagasy antsika e
kaza mifankalegny namako ô ! mifankatiava *
antsika tsisy hafa
fa samy taranak'adama
mivondrôna , mitambara
tsy mety mizarazara
ndao hiara hiasa
ampandroso gasikara
namako ô o



na boka mahajanga
na boaka fianara
mivondrôna , mitambara
tsy mety mizarazara
kajio voy tsara
azontsika tiako ambara
gasikara tsy mizara
na boaka andrefa na antsinana
ho iraika antsika zama
hilaigny fiaragna
amafisantsika ndraiky
hankalava fihavana
tsy quoi ty probleme-tsika
tsisy hafa
Antsika tsisy hafa
fa samy taranak'Adama
na boaka andrefa na antsinana
tsy mety mizarazara
mivondrona mitambara
amafiso fihavana
f'andao hiara hiasa
ampandroso gasikara
ref: .....
mivondrona mitambara , mifankatiava
malagasy raika , mifankatiava
# Posté le samedi 23 février 2008 11:53
Modifié le samedi 23 février 2008 18:40